Teny iditra (1/8) | 1 ba |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
mba 4 [1.78] [Tanala] mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.82] [Taisaka]
marque l'interrogation |
Teny iditra (2/8) | 6 ba |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Tanosy]
Fery, vay |
Voambolana |
9 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 10 bay |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny ba io |
Teny iditra (3/8) | 12 ba |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra) Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] bar in music [Eng. Bar.] 16 [1.7] a measure in music; time in music |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.8] mesure en musique |
Ohatra |
18 Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy [4.12] |
Voambolana |
19 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny ba io |
Teny nalaina | 23 Soratra misy io teny ba io |
Teny iditra (4/8) | 24 ba |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro |
Fanazavàna teny anglisy |
27 [1.2] stockings, socks. [Fr. Bas] 28 [1.7] knitting |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.8] [français bas] tricot |
Voambolana |
30 Toe-karena: zaitra |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/8) | 38 ba |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
40 [1.1] [Sakalava]
Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo |
Fanazavàna teny anglisy |
41 [1.2] [Sakalava]
a shrub |
Voambolana |
42 Haizavamaniry: hazo |
Teny iditra (6/8) | 43 ba |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
45 [1.1] [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana Dabilio |
Teny iditra (7/8) | 46 ba~ |
Sokajin-teny | 47 tovona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
48 [1.2] a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] |
Teny iditra (8/8) | 49 Ba
![]() |
Sokajin-teny | 50 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
51 [3.1] Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. |
Fanazavàna teny anglisy |
52 [3.1] Barium. |
Voambolana |
53 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
54 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |