| Teny iditra (1/2) | 1 babaky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 siny voatavo
[Bara]
[1.78] 4 zavatra boribory poak'aty toy ny voanio (babakim-boanio) [Betsimisaraka] [1.78] |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 6 babaky |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 kely vidy
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 sans valeur, de faible valeur
[Taisaka]
[1.82] |
| Fivaditsoratra | babaky, 10 bibaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|