Teny iditra babangala
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely rehetra tao anatiny [1.1]
 Trano nilaozana, nafoy, ka nesorina na niala hatramin' ny varavarana: Zary babangala ilay trano nilaozan-tompo [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Used of a house the roof of which is in a very dilapidated condition, and whose doors and windows have been removed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se dit d'un maison abandonnée sans portes ni cloisons [1.3]
Tsipelina hafa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/16