Teny iditra | 1 babangala |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#134] (trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely rehetra tao anatiny 4 [1.62#174] trano nilaozana, nafoy, ka nesorina na niala hatramin' ny varavarana: Zary babangala ilay trano nilaozan-tompo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#75] used of a house the roof of which is in a very dilapidated condition, and whose doors and windows have been removed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#70] se dit d'un maison abandonnée sans portes ni cloisons |
Tsipelina hafa | 7 babangoala |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |