Teny iditra babangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] tehin-dava matanjaka anohirana sy hanaingana entana na zava-mavesatra [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] sorte de levier. [David: Dialectes (takila B)]

Teny iditra babangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Nom donné aux fruits frais d' Hyphaene coriacea Gaertn. (Arecaceae). Ils renferment une pulpe rappelant la noix de coco. On les écrase pour en faire une boisson fermentée. Voir satramira. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hyphaene coriacea

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31