Teny iditra | 1 badenina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] dizzy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui est ébloui, qui a des vertiges |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 badena |
Fivaditsoratra | 8 badenina, nibedana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |