Teny iditra | 1 badoina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ambakaina, fitahina amin-kafetsena: Tsy azonao badoina aho fa mba manana ny sain-keliko |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be made stupid |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on rend un peu bête |
Fototeny | 6 bado |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 adabony, badoina, bodaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |