Teny iditra badrabadra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lehibe vatana mivozavoza, midrahodraho, tsy kinga fihetsika: Badrabadra koa izany raha olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31