Teny iditra | bahana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fandikana anglisy | sitting or standing in a straddling manner. [Richardson 1885] | ||||
a straddling [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | Position des membres écartés, surtout des jambes [Abinal 1888] | ||||
position des jambes écartées [Hallanger 1974] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny bahana io | ||||
Teny iditra | bahana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | an impediment, a hindrance, a barrier. [Richardson 1885] | ||||
Fandikana frantsay | barrière [Abinal 1888] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |