Teny iditra baharia (bahary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Ny matilò amin' ny botry [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a sailor. (Prov.) [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] matelot. [David: Dialectes (takila B)]
Voambolana 
Mpitovy hevitra baria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31