Teny iditra baheza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] hira fanao amin'ny fiandrasam-paty [Rakotosaona 1972]
 Hira vako-drazana fanao amin' ny fiandrasam-paty [Rajemisa 1985, Andraina: Mitaraina]
Famaritana anglisy a song sung by men when attending the dead. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  raloba ~ sasy
Ohatra Izay aho vao nahaheno baheza [Andraina: Mitaraina, takila 83]

2013/06/06