Teny iditra | 1 baheza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
hira fanao amin'ny fiandrasam-paty 4 [1.1, 2.472] Hira vako-drazana fanao amin' ny fiandrasam-paty |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a song sung by men when attending the dead. (Prov.) |
Ohatra |
6 Izay aho vao nahaheno baheza [2.472] |
Voambolana |
7 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Tsipelina hafa | 8 bahaiza |
Mpanahaka | 9 raloba, sasy |
Fivaditsoratra | 10 baheza, bazeha, Behaza, zahabe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |