|
|
|
|

Teny iditra1  baibaizina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  baibay
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Tenenina amim-pahatezerana, levilevena: Nobaibaizin-dreniny izy fa tsy nahalala fomba naniratsira an' i dadatoany
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be scolded, to be railed at.
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] qu'on réprimande, qu'on gronde

Fivaditsoratra  11  baibaizina, ibaibaizan, nibaibaiza

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29