Teny iditra (1/2) | 1 baibay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana 4 Bedibedy, gedrigedry [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a scolding, a reproof. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 reproche, réprimande [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 baibay |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
10 disorder, confusion [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 15 abiaby, baibay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |