Teny iditra baibona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the end of a rivet [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le bout à river [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra baibona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/04/02