|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  baibona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the end of a rivet
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] le bout à river
Voambolana  6  Haitao
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  baibona
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony

Fivaditsoratra  11  ababony, baboina, babonay, baibona, bobaina, ibobana, nobabia

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19