Teny iditra bakalorea
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an' izay afaka an' io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan' ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea [1.1]
Ohatra atao mahomby kokoa ny fandaminana ny lalam-piofanana ho an’ny mpianatra vao afaka bakalorea; [4.27]
Ny fihaviany Frantsay: baccalauréat.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31