Teny iditra | 1 bakalorea |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an' izay afaka an' io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan' ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea |
Ohatra |
4 [4.27] atao mahomby kokoa ny fandaminana ny lalam-piofanana ho an’ny mpianatra vao afaka bakalorea; |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |