|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bakatraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Bakaka be tsy soa
4  [1.13] vaventy sy bakaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] grossier
Ohatra  6  [2.472] Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly.
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny bakatraka io

Teny iditra (2/2)8  bakatraka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] Feuilles odorantes d'une plante non déterminée. On en remplit les matelas. Elles seraient insectifuges. [Betsileo]
11  [Bara]
Voambolana  12  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07