Teny iditra bakelaka
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny tsihy na ny lamba vaventy, ratsy ny rariny na tenony: Soloy hafa itỳ tsihy itỳ fa bakelaka loatra ka tsy tiako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A coarse plait, used of mats, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Tissu grossier, natte grossière [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31