|
|
|
|

Teny iditra1  bakelaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny tsihy na ny lamba vaventy, ratsy ny rariny na tenony: Soloy hafa itỳ tsihy itỳ fa bakelaka loatra ka tsy tiako
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a coarse plait, used of mats, etc.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] tissu grossier, natte grossière

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07