Teny iditra bakoly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tanimanga madio sy madini-bolo izay amboarina mba hamiratra sy tsy ho tantera-drano ka anaovana fanaka, toy ny vilia, kaopy, sady tsara tarehy no mihaja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Crockery, a dish, a cup, a bowl. [Swa. Bakali; Ar. Bouqal.] [1.2]
 A crockery, china [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faïence [1.3]
  [Tankarana] Bol, assiette. [1.19]
 Faïence, porcelaine [1.8]
Kamban-teny 
Mpanahaka  bakoly kitsoloha

Teny iditra bakoly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo salasalany (5 na 6 metatra); ny raviny lehibebe mitarehi-na fo, ny voany ohatra ny haben' ny totohondry, ka misy voa 3 na 5 ao anatiny, izay akana diloilo anaovana savony na labozia. Anaran-kafa ilazana ny bakoly: savokara, savoga na mofotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (du français : « bancoulier ») Nom de plusieurs arbres d'origine asiatique, introduits et cultivés pour leurs graines oléagineuses.
[Merina] Aleurites fordii Hemsl. (Euphorbiaceae), le plus apprécié, cultivé en général en grand dans l'Itasy. Une huilerie spéciale traitait ses graines. Huile très siccative pour peintures, vernis, encres d'imprimeries, linoleums, etc. Plus rarement cultivé : Aleurites montanus (Lour.) E.H. Wilson (Euphorbiaceae) à huile moins siccative.
[Betsimisaraka] Aleurites moluccanus (L.) Willd. (Euphorbiaceae) parfois planté comme arbre d'ornement. Huile moins siccative, devant subir un traitement industriel (standolies). [1.196]
Anarana siantifika Aleurites fordii, Aleurites moluccanus, Aleurites montanus
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31