|
|
|
|

Teny iditra1  bakteria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa
4  [1.13] anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] bactérie
Voambolana  6  Fahasalamana

Fivaditsoratra  7  atrebika, bakteria

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21