Teny iditra | 1 balamaso |
Fototeny | 2 bala, maso |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza olona njola izay mitifitra mivoaka ny masony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [maso, the eye.] Used of an intense stare. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |