Teny iditra | 1 bala mihanta |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] bala misisika any anaty nofo ka tsy mety miala ao raha tsy didiana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [hanta, entreaty.] A fatal shot, a ball which rests in the body Fig. a heavy charge which cannot be refuted. |
Singan-teny | 5 bala, mihanta |
Fivaditsoratra | 6 antambalahy, bala mihanta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |