Teny iditra balaonina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. ballon] zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin' ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben' ny aroplanina ny balaonina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: ballon.

Teny iditra balaonina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalaon-jaza vita amin' ny tenan-javatra manify dia manify (fingotra, kanikanin-kena) izay bontsinina amin' ny rivotra: Nividy balaonina telo ho an' ny zanany izy tamin' ny fety, nefa tsy nisy tapak' andro akory dia vaky daholo izy tebo [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: ballon.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31