|
|
|
|

Teny iditra1  bala sasatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] bala maty afo, tsy mipoaka, tsisy hery
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [sasatra, tired.] A spent bullet.
Singan-teny  5  bala, sasatra
Tovy hevitra  6  bala mangatsiaka, bala maty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10