| Teny iditra | 1 baleke |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba fandavoana amin' ny ringa, raha raisina amin' ny salakany avy ao an-damosiny ilay miady amin' ny tena
[Sakalava]
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 baliky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|