Teny iditra | 1 balela-maso |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] having large beautiful eyes. See barymaso |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#69] qui a de grands yeux bien ouverts |
Ohatra |
5 [1.1] Balela-maso itỳ zaza itỳ |
Singan-teny | 6 balelaka, maso |
Tovy hevitra | 7 barimaso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |