Teny iditra | balizy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana ifanarahana eran-tany entina anoritana toerana na faritra iray ifamoivoizana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Balise [1.13] | |
Tovy hevitra | kialo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |