ballon   
balaonina
balaonina
[fr. ballon] zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin' ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben' ny aroplanina ny balaonina [1.1]
baolina
balle, ballon; football . [1.8]
bola
ballon, boule, sphère ... [1.13]
tavoara
ballon [1.13]