Teny iditra (1/3) | 1 bamba |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10#B.46] miravona ho iray, mitovy tantana, rano iray 4 [1.1] miely eran' ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin' ilay fiteny hoe: Bamba iray na bambaray, izay mety hanan-kevitra roa: 1) Mitovy tantana hatrany hatrany: Tamin' ilay tondra-drano taona itsỳ, bamba iray daholo no fijery ny havoana sy ny lemaka 2) Rakotra hatraiza hatraiza: Bambarain' ny fery ny tenan' i Joba |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] spreading over, covering, as eruptions in cutaneous diseases |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#73] étendu partout, qui couvre également tout |
Tovy hevitra | 7 bambaray, bamba iray, bambiray |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 bamba |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.10#B.46] manda na tanàna fiarovana manda na rindrina rava, mikoa, mirodana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] a fortification a fallen wall |
Teny iditra (3/3) | 13 bamba |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.10#B.46] filanjana bao tokana |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] [Provincial]
a single-poled palanquin |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |