Teny iditra (1/2) | 1 bambana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10#B.46] toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana 4 [1.62] toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Provincial]
a boundless space |
Ohatra |
6 [1.62] Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 bambaña |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka]
adaladala |
Fivaditsoratra | 15 bambana, bambaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |