Teny iditra bandrinina (bandrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on regarde en face, qu'on fixe [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : bandrinina, bandriniko, bandrininao, bandrininy, bandrinintsika, bandrininay, bandrininareo, bandrinin', bandrinin-, bandrinim-, bandrini-
Ny lasa : nobandrinina, nobandriniko, nobandrininao, nobandrininy, nobandrinintsika, nobandrininay, nobandrininareo, nobandrinin', nobandrinin-, nobandrinim-, nobandrini-
Ny hoavy : hobandrinina, hobandriniko, hobandrininao, hobandrininy, hobandrinintsika, hobandrininay, hobandrininareo, hobandrinin', hobandrinin-, hobandrinim-, hobandrini-
Filaza mandidy : bandrino
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20