Teny iditra banga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana
Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having gaps, as hedges, etc.;
Having lost teeth, as a person, or a saw, etc.;
Wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2]
 Gap; having gaps [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Brèche où il manque une dent [1.8]
Ohatra Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [1.274]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24