Teny iditra | 1 banga |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] having gaps, as hedges, etc.; having lost teeth, as a person, or a saw, etc.; wanting some to make up the required or stipulated number. 5 [1.7] gap; having gaps |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] brèche où il manque une dent |
Ohatra |
7 Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [1.274] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny banga io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |