Teny iditra banja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [SLP 1986]
Fandikana frantsay lieu de rencontre [SLP 1986]
Mpanahaka  kianja ~ sehatra
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny banja ity (1): Tsarabanja

Teny iditra banja
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Tankarana] plaine. [David 1952 (takila B)]
Teny mitovy hevitra banjana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31