|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  banky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty)
Mpanahaka  4  foan-tanana, majifa ny fananana, lany fatotra amam-pondrana, tsy am-bariraiventy, kisoa bory rambo, tsy kitay tsy vary maina, tsy filo tsy fihatsaka, tsy kibay tsy fively, mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa

Teny iditra (2/2)5  banky
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray
8  [1.13] andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] banque
Voambolana  10  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  banky, bikan, binak

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11