|
|
|
|

Teny iditra1  bantoa
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] Bantu
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] bantou
Ohatra  5  [2.113] Ny Indoneziana dia tsy mpiompy loatra fa ny bantoa no mpiompy nikoizana.
6  [2.508] Nanampy nanaraka izany ny fandinihana ny fiteny malagasy : ny tantarany, ny voambolany, ny firafiny, ny fifandraisany amin' ny teny hafa (indoneziana, sansikirita, arabo, hebreo, bantoa, soahilia sns.
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko

Fivaditsoratra  8  abonta, bantoa, natoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21