Teny iditra baondy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the ace in playing cards. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   as [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Teny nalaina  
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/03