|
|
|
|

Teny iditra1  baondy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the ace in playing cards. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  as [1.13]
Voambolana  6  Kilalao
Kamban-teny 
Sary 
8 

Fivaditsoratra  9  badony, baondy, bodany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31