| Teny iditra | 1 baorina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina
4 Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa [1.1] |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 5 Abirona, baorina, 6 boriana, 7 irobana, 8 robaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|