Teny iditra baorina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina
Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: borne.
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31