Teny iditra baositady (bao, sy, tady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bao hilanjana sy tady hamehezana entana [2.472]
Ohatra Ny fanompoana toy izany no atao hoe baositady [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : baositady, baositadiko, baositadinao, baositadiny, baositadintsika, baositadinay, baositadinareo, baositadin', baositadin-, baositadim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31