Teny iditra (1/3) | 1 barakay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Baiko-miaramila enti-milaza fandravana laharana |
Voambolana |
4 Miaramila |
Teny iditra (2/3) | 5 barakay |
Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Taimoro]
mikorontana |
Tovy hevitra | 8 barakaika |
Teny iditra (3/3) | 9 barakay |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Bara]
rava |
Tovy hevitra | 12 barakaiky |
Fivaditsoratra | 13 akabary, barakay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |