|
|
|
|

Teny iditra1  baranahiny
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra
Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] heedlessness, indifference
5  [1.7] careless; carelessly done
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] insouciant, indifférent
Voambolana  7  Ontam-po
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny baranahiny io

Fivaditsoratra  11  baranahiny, hanabirany, nibaranahy, nirabahany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21