Teny iditra | barikan-doha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Taolan-doha, karandoha [1.78] | |
[Tanala] Karandoha: Niriatre ny barikan-dohan'i lekirioke ka nivoaka ny betrone (vaky ny karandohan'ny karandohan'ny lekirioka (volon'omby) ka nipotsaka ny ati-dohany) [1.78] | ||
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |