Teny iditra | 1 barikan-doha |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 taolan-doha, karandoha [Betsimisaraka]
[1.78] 4 karandoha: Niriatre ny barikan-dohan'i lekirioke ka nivoaka ny betrone (vaky ny karandohan'ny karandohan'ny lekirioka (volon'omby) ka nipotsaka ny ati-dohany) [Tanala] [1.78] |
Voambolana |
5 Haiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |