Teny iditra | bariraiventy > variraiventy | ||||
Singan-teny | vary ; iray ; venty | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le poid d'un grain de riz La sept-cent-vingtième partie de la piastre Très peu, une minime partie, un rien [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | ||||
Zanakanarana | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny variraiventy io | ||||