|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  -bary
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vary

Teny iditra (2/2) 3  bary
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Bary maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 fine, large, brilliant, used of the eyes. [1.2]
7 open and expressive (of the eyes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 ouverts et expressifs (se dit des yeux) [1.3, 1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  14 baribary
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how bary
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  bary, 17 bira, 18 Raby, 19 riba, ribà

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25